Entrée | mipotraka (potraka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] | ||||||
Exemples | misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mots composés |
| ||||||
Anagrammes | mipotraka, mpirotaka, mpitoraka |
Mis à jour le 2023/09/08 |