Entrée miorina (orina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io?
¶ Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana
¶ Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to fix, to be raised, to be firmly established. [Richardson 1885]
 to be founded, to be established [Hallanger 1973]
Explications en français être fondé, fixé, établi [Hallanger 1974]
Morphologie 
miorina
niorina
hiorina
miorena
Exemples Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 27]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31