Entrée miorika (orika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanala] miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [Rakotosaona 1972]
   Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano.
Mitovy hevitra: miakatra any irà [Rajemisa 1985]
   miakatra mankany andoharano [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [Richardson 1885]
Définition française   Remonter le courant de l'eau, monter [Abinal 1888]
Définition française   remonter le courant [SLP: Voambolana]
Exemples   ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [Callet: Tantara, page 570]
Morphologie  
miorika
niorika
hiorika
mioriha
Antonymes  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée miorika (orika)
Partie du discours   verbe actif
Définition française   vomir [Abinal 1888]
Vocabulaire  

Entrée miorika (orika)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [Rajemisa 1985]

Entrée miorika
Partie du discours   nom
Définition française   minorant [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2014/12/06