Entrée | 1 miondrikondrika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ondrikondrika |
Allégation |
4 5 6 7 8 9 |
Exemples |
10 [2.436#] hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana.
11 [2.499#] Lehilahy ranjanana Ingahy Fara, mbola tomady, saingy toa be eritrentra amin' izato famindra miondrikondrika, mibaby tanana, tsy miteny, tsy miresaka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |