|
|
|
|

Entrée1  mijokojoko
Radical  2 jokojoko
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily. [1.1]
Explications en anglais  [2.131#333]
Exemples  5  Mitikitikim-pandeha rambon'osy / mijokojoko fandeha rambon'ondry / raha mitady kototanin-tarehy hianao / mankanesa ao amin-dRamangamalefaka / sady ary fomba no ary toetra / sady manitra no mamerovero [2.131#333]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02