|
|
|
|

Entrée1  miofy akondro vava
Mots élémentaires  2  miofy, akondro, vava
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana
Explications en anglais  5  [1.2] to take the skin off bananas with the mouth
fig. very poor and wretched. See faraidina
Explications en français  6  [2.415#2535] Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages
Exemples  7  Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho. [2.472]

Mis à jour le 2024/03/03