|
|
|
|

Entrée1  miofy akondro vava
Mots élémentaires  2 miofy, 3 akondro, 4 vava
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana. [1.1]
Explications en anglais  7 to take the skin off bananas with the mouth.
8 fig. very poor and wretched. See faraidina. [1.2]
Explications en français  9 Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages. [2.415#2535]
Exemples  10  Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho. [2.472]

Mis à jour le 2025/09/12