Entrée (1/2) | 1 minona |
Radical | 2 inona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala]
[1.78] 5 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1] |
Explications en français |
6 boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281] |
Exemples |
7 Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot minona |
Entrée (2/2) | 14 minòna |
Radical | 15 inona |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif minona [Liste complète] |
Explications en malgache |
17 [1.1] |
Explications en français |
18 [1.3#281] |
Anagrammes | 19 inoman, mañino, mañony, manony, minòna, minona, monany, monina, namoin, namony, nanoim, ninoam, ninoma, noanim, nomani, omanin, onanim |
Mis à jour le 2023/10/20 |