|
|
|
|

Entrée1  miletra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  letra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Miditra ka tsy afa-mivoaka intsony: Miletra ao anatin' ny gadanà ny fanalahidy
Miditra betsaka: Mbola miletra ato an-trano ihany ny olona, nefa efa tsy omby
Mihinana be dia be, manao voky hatenda: Niletra ny anao lahy omaly tany amin'ny fanasana ha nandraiki-narary ~ Niletra vomanga Isambilo ka narary kibo
Analogues  9  mihizina, mihitsoka, misesika, misosososo, misisika

Mis à jour le 2025/07/29