|
|
|
|

Entrée1 milelaka
Radical  2lelaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara.
5Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe.
6Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano.. [1.1]
Explications en anglais  7to lick with the tongue; to lap with the tongue. [1.7]
Explications en français  8lécher, laper. [1.8]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Tous les mots composés  134 combinaisons de ce mot
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 Malkiela, 16 milalake, 17 milelaka

Mis à jour le 2025/11/02