|
|
|
|

Entrée1  milebolebo
Radical  2  lebolebo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Ta-handoa, mahatsiaro ho maloiloy, mivivy toy ny ta handoa. (Ny fiteny matetika dia ny hoe misalebolebo)
Explications en français  5  [1.54] avoir des nausées
Vocabulaire  6  Santé
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  maivivy, maloiloy, manamonaina, misalebolebo, misalembona, misalebona, misolebileby
Analogues  11  dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Mis à jour le 2023/01/20