|
|
|
|

Entrée1  mila sotasota
Mots élémentaires  2  mila, sotasota
Partie du discours  3  locution
Explications en anglais  4  [1.2] to seek an occasion for quarrelling.
5  [1.7] to pick a quarrel, to look for a quarrel
Explications en français  6  [1.8] chercher querelle, chercher noise
Exemples  7  Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Synonymes  8  mila tonony, mila vaniny

Mis à jour le 2023/06/14