|
|
|
|

Entrée1  miladitra
Radical  2  laditra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha na manao zavatra miadana dia miadana: Hosoloako mihitsy io mpiasa io fa miladitra loatra raha manao zavatra [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  meda, medameda, mitaredretra, mitsiredareda, milasilasy, mitavozavoza, mikisinkisina, miadana

Mis à jour le 2023/01/20