| Entrée (1/2) | 1 meda |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra.
[1.1] |
| Explications en français |
4 (peu usité) lent, lambin.
[1.3] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 8 medameda |
| Analogues | 9 mikisinkisina, 10 milasilasy, 11 mimeda, 12 mitahontahona, 13 mitaraikiraiky, 14 mitaredretra, 15 mitaveravera, 16 mitavozavoza, 17 mitsiredretra |
| Entrée (2/2) | 18 Meda |
| Partie du discours | 19 nom propre (biblique) [Liste complète] |
| Explications en anglais |
20 Medes.
[2.996] |
| Explications en français |
21 Mèdes.
[2.996] |
| Exemples |
22 Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao?
[2.996]
|
| Vocabulaire | 23 Ecritures Saintes |
| Anagrammes | 24 Madé..., 25 Meda, meda |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|