|
|
|
|

Entrée1  mila sotasota
Partie du discours  2  locution
Explications en anglais  3  to seek an occasion for quarrelling. [1.2]4  to pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7]
Explications en français  5  chercher querelle, chercher noise [1.8]
Exemples  6  Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Synonymes  7  mila tonony, mila vaniny
Mots élémentaires  8  mila, sotasota

Mis à jour le 2023/06/14