|
|
|
|

Entrée1 mikotrika
Radical  2kotrika
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1]
Explications en anglais  5 to sit on eggs [1.7]
Explications en français  6 couver des oeufs [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Vocabulaire  11 Zoologie: (en général) 12 Economie: élevage
Tous les mots composés  13akoho mpanatody nefa tsy mikotrika
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 mikatroky, 16 mikitroka, 17 mikotrika

Mis à jour le 2025/11/02