Entrée | 1 mikoa |
Radical | 2 koa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. |
Explications en anglais |
5 [1.7] to cave in, to fall off in pieces |
Explications en français |
6 [1.3#343] S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) 7 [1.8] s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques |
Exemples |
8 Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#] 9 Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mihetsaka, miletsy |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mikoa |
Anagrammes | 16 amiko, kamiô, kamoi, kamoy, makio, miako, mikoa, moaky |
Mis à jour le 2023/10/26 |