|
|
|
|

Entrée1  mikaviavia
Radical  2  kaviavia
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1#692] Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia
Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny
Explications en anglais  5  [1.2#241] to seek to do something unseemly
Exemples  6  Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy. [1.369#]
7  Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528#]
Analogues  8  midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera

Mis à jour le 2023/01/20