|
|
|
|

Entrée1  mikatroka
Radical  2  katroka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
5  Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
6  Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Explications en anglais  7  to bump or bang against; to make a serious effort [1.7]
Explications en français  8  choquer, heurter; faire avec zèle [1.8]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  14  makatroky, mikatroka

Mis à jour le 2023/01/20