|
|
|
|

Entrée1  mikaly
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  kaly
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina
Exemples  10  [2.472] Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra.
Analogues  11  mikajy, mikandy, mijijy, miangaly, mikajy, mikajakaja, mikandikandy, mikojakoja, mipasopasoka, mitandrina, mikenakena

Anagrammes  12  kilaim, mikaly, milika

Mis à jour le 2025/08/10