Entrée mikainkona (kainkona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifintina ka mioritra ny ivelany: Mikainkona ny hoditr' omby maina
Mitovy hevitra: mifendrotra ~ miketrona
¶ Miforitra ho kely sy fohy, mihorona, miditra ao anaty akorany: Mikainkona ny sokina raha vao voatohina
Mitovy hevitra: mifintina ~ mivonkina
¶ Mihemotra, mitakemotra: Natahotra ny anao lahy ka nikainkona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to curl up as a worm, etc.; to pull back [Hallanger 1973]
Définition française se recroqueviller, se retirer, reculer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikainkona
nikainkona
hikainkona
mikainkòna

Entrée mikainkòna (kainkona)
Partie du discours impératif du verbe actif mikainkona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/24