Entrée (1/2) | 1 mijadona |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 jadona |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany 10 [1.13] manao zoro mahitsy |
Explications en français |
11 [1.3#289] être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide 12 [1.13] perpendiculaire |
Exemples |
13 [2.996#] fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
14 [2.245#] Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; |
Vocabulaire | 15 Mathématiques: géométrie |
Entrée (2/2) | 16 mijadòna |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mijadona [Liste complète] |
Radical | 18 jadona |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3#289] |
Anagrammes | 21 ijadonam, mijadòna, mijadona, mijodaña |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |