Entrée mihosy (hosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manitsakitsaka
¶ Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to trample the mud in ricefields [Hallanger 1973]
Définition française piétiner les rizières [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihosy
nihosy
hihosy
mihose
Exemples akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [Fox: Hainteny, numéro 371]
Citations 

2012/07/10