|
|
|
|

Entrée1  mihosin-dra
Mots élémentaires  2  mihosina, 3  ra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina [1.1]
Explications en français  6  se barbouiller de sang [1.8]
Exemples  7  Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany. [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12