|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihorirana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  horirana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana
Explications en anglais  11  [1.7] to be placed on edge
Explications en français  12  [1.8] être placé sur son bord ou son côté
Exemples  13  [2.472] Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mihorirana

Entrée (2/2)15  mihoriràna
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mihorirana [Liste complète]
Radical  17  horirana
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  ihoriranam, mihorirana, mihoriràna

Mis à jour le 2025/08/10