| Entrée (1/2) | 1 mihorirana |
| Radical | 2 horirana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka.
5 Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be placed on edge.
[1.7] |
| Explications en français |
7 être placé sur son bord ou son côté.
[1.8] |
| Exemples |
8 Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 15 mihoriràna |
| Radical | 16 horirana |
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mihorirana [Liste complète] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 18 mihoriràna, mihorirana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|