Entrée (1/2) | 1 mihontsina |
Radical | 2 hontsina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany 5 Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina 6 (Fiteny koa ny mihontsona) [1.1] |
Explications en anglais |
7 to start as from fear [1.7] |
Explications en français |
8 frissoner; être agité [1.8] |
Exemples |
9 nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [2.996] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mihontsìna |
Radical | 16 hontsina |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mihontsina [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 hatsinomin, himontsina, hisintonam, ihontsinam, mihontsina, mihontsìna, nitsimohan |
Mis à jour le 2023/01/20 |