|
|
|
|

Entrée1 mihenjy
Radical  2henjy
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mandehandeha etsỳ sy eroa tsy dia misy antony loatra: Nankaiza Isambilo zanakao? -- Lasa nihenjy any an-tsaha any izy
Mitety na manenjika lanonana sy korana samihafa eny rehetra eny: Zazavavy jefy mihenjy dihy eran' ny tanàna [1.1]
Morphologie 
5 Présent :
6 Passé :
7 Futur :
8 Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12