Entrée henjy
Partie du discours nom
Définition malgache Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny [Rajemisa 1985]
Définition française action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là [Abinal 1888]
Dérivations 
Synonymes henjihenjy
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot henjy (1): Behenjy

Entrée henjy
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. [David 1952 (takila H)]
Vocabulaire 

2017/03/10