|
|
|
|

Entrée1  henjihenjy
Radical  2 henjy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihazakazahana sy firioriovana etsỳ sy erỳ; fivezivezena amin' ny toerana maro; fandehanana etsy sy eroa tsy dia misy antony loatra; fitetezana lanonana sy koràna samihafa eny rehetra eny. [1.1]
Explications en français  5 action de gambader, de folâtrer, de courir ça et là. [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  16 henjy

Mis à jour le 2025/09/19