|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihenjana
Radical  2  henjana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
5  Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha
6  Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1]
Explications en français  7  tendu [1.3, 1.13]
8  Se raidir, être raide, vigoureux
9  fig. résister, se raidir contre [1.3]
Exemples  10  Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy. [2.528]
11  mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224]
12  Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mihenjana

Entrée (2/2)19  mihenjàna
Radical  20  henjana
Partie du discours  21  impératif du verbe actif mihenjana [Liste complète]
Explications en malgache  22  [1.1]
Explications en français  23  [1.3]

Anagrammes  24  hamenjany, ihenjanam, mihenjàna, mihenjana

Mis à jour le 2023/01/20