Entrée (1/2) | 1 mihazona |
Radical | 2 hazona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany 5 Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa [1.1] |
Explications en anglais |
6 to hold, to grasp, to detain. [1.2] 7 to grasp, to retain [1.7] |
Explications en français |
8 retenir, tenir; saisir [1.8] |
Exemples |
9 Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [2.5] 10 Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana. [2.471] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 15 mihazòna |
Radical | 16 hazona |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mihazona [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 anohizam, hamoizan, ihazonam, manohiza, mihazòna, mihazona, mihozana, nihazoam, nohazaim |
Mis à jour le 2023/01/20 |