Entrée |
mihaza
(haza)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza [1.1]
|
Explications en anglais | To hunt, to chase. [1.2]
|
| To go hunting; to search for [1.7]
|
Explications en français | Aller à la chasse [1.8]
|
Exemples | ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471]
|
Morphologie |
Présent : |
mihaza |
Passé : |
nihaza |
Futur : |
hihaza |
Impératif : |
mihazà |
|
|
Entrée |
mihazà
(haza)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihaza
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|