|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihavana (havana)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manam-pifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Manjary mihavana isika izao satria manambady ny zokiko ianao 4  Mifankatia, mifanaraka: Efa mihavana izahay izao fa niserana fotsiny ilay fifanolanana tao [1.1]
Explications en anglais  5  to be in a state of friendship with, to be on friendly terms with, to show friendship towards. [1.2]6  to be friends [1.7]
Explications en français  7  être parents [1.54]8  avoir de bonnes relations [1.8]
Exemples  9  Tsotra ihany raha te hihavana amiko: [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  mihavàna (havana)
Partie du discours  16  impératif du verbe actif mihavana
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]
Tableaux et planches  19  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  20  mahavina, mahivana, manaviha, manivaha, mihavana, mihavàna, mahavina, mahivana, manaviha, manivaha, mihavana, mihavàna

Mis à jour le 2023/01/20