|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mihantsika
Radical  2  hantsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy mahitsy fa mitolantsika somary mandroso eo anoloana: Manambana mihantsika ity andry ity ka tokony hosoloana [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Analogues  8  milantsika, miletsy, mivokoka, mamokoka

Entrée (2/2)9  mihantsika
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  mandra, mamaly [Bezanozano] [1.78]

Anagrammes  12  hatsikanim, mihantsika

Mis à jour le 2023/01/05