|
|
|
|

Entrée1  mihanjaka
Radical  2  hanjaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
Jereo mitanjaka
Exemples  5  Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20