Entrée mitanjaka (tanjaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo"
Mitovy hevitra: miboridana ~ midizidizy ~ mihanja-belona ~ mihanjahanja ~ mihanjaka ~ mihazihazy ~ misongadina ~ mitazotazo ~ mitotojanjina ~ mitotozanjina ~ mivongady [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be naked [Hallanger 1973]
Définition française être nu; nu [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitanjaka
nitanjaka
hitanjaka
mitanjaha
Citations 

2014/11/04