Entrée mihamitombo (mitombo (tombo))
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
mihamitombo
mihamitombon'
mihamitombon-
mihamitombom-
nihamitombo
nihamitombon'
nihamitombon-
nihamitombom-
hihamitombo
hihamitombon'
hihamitombon-
hihamitombom-
Exemples 
1Mihamitombo ny fafio-drivotra. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
2Ny olona amin' izay mihamitombo isa ihany. [Andraina: I Vola, page 128]
3Mihamitombo hatrany koa ny mponina an-tanàn-dehibe. [FOFAFIPE: Haivola, page 22]

2017/05/21