|
|
|
|

Entrée1  mihahaka
Radical  2 hahaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby.
5 Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao. [1.1]
Explications en anglais  6 to scatter, to disperse.
7 fig. to abuse, to vilify.. [1.2]
8 to scatter, to be scattered. [1.7]
Explications en français  9 se disperser, s'éparpiller. [1.8]
Exemples  10  ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony. [2.131]
11  Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 mahahika, 18 mihahaka

Mis à jour le 2025/11/02