Entrée | 1 migoka |
Radical | 2 goka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo [1.1] |
Explications en anglais |
5 to guzzle, to drink in abundance. [1.2] 6 to drink greedily [1.7] |
Explications en français |
7 boire en abondance à longs traits [1.8] |
Exemples |
8 Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471] 9 Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [2.472] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |