|
|
|
|

Entrée1  migoka
Radical  2 goka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo. [1.1]
Explications en anglais  5 to guzzle, to drink in abundance.. [1.2]
6 to drink greedily. [1.7]
Explications en français  7 boire en abondance à longs traits. [1.8]
Exemples  8  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
9  Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12