|
|
|
|

Entrée1  mifofotra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  fofotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra
Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany
Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy.
Explications en anglais  10  [1.7] to make a big effort
Explications en français  11  [1.8] faire de grands efforts
Exemples  12  [2.996] Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany
Synonymes  13  mamofotra

Anagrammes  14  mifofotra, tafoforim

Mis à jour le 2025/08/10