|
|
|
|

Entrée1  mifofotra
Radical  2  fofotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra
Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany
Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1]
Explications en anglais  5  to make a big effort [1.7]
Explications en français  6  faire de grands efforts [1.8]
Exemples  7  Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 
Synonymes  13  mamofotra

Mis à jour le 2025/09/12