|
|
|
|

Entrée1  mifia-dranomaso
Mots élémentaires  2  mifiaka, 3  ranomaso
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  tsy mitsaha-mitomany, mitomany marain-tsy hariva noho ny fahoriana mahazo, mijaly mafy dia mafy, miferinaina andro aman' alina [1.1]
Explications en anglais  6  to cry continually. [1.2]
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot mifia-dranomaso

Mis à jour le 2025/09/12