Entrée |
mifatratra
(fatratra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
|
Explications en anglais | Lying close, put close together. [1.2]
|
Exemples | Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !...
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mifatratra |
Passé : |
nifatratra |
Futur : |
hifatratra |
Impératif : |
mifatrara |
|
|