|
|
|
|

Entrée1  mifarina
Radical  2 farina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana.
5 (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina). [1.1]
Explications en anglais  6 used of a child suffering from constipation.. [1.2]
Explications en français  7 constipation des enfants. [1.54]
Vocabulaire  8  Santé
Analogues  9  mitohana

Anagrammes  10 fimirana, 11 mafira ñy, 12 mañafiry, 13 mifanary, 14 mifanira, 15 mifarina, 16 mifiraña

Mis à jour le 2025/09/12