Entrée | 1 mifankalala |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en anglais |
3 [1.2] to know one another |
Exemples |
4 [2.366] Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. 5 [2.4] Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. 6 [2.895#] mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. |
Radical | 7 lala |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |