|
|
|
|

Entrée1  mifandefitra
Radical  2 lefitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  [1.3]
Exemples  4  fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika [2.313]
5  Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy [2.508]
6  Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany [1.292]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12