Entrée | mifalihavanja (falihavanja (faly, havanja)) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana [1.1] | ||||||
Explications en anglais | To gambol; to rejoice [1.7] | ||||||
Explications en français | Gambader, folâtrer de joie [1.8] | ||||||
Exemples | Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy;
[2.996] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |