|
|
|
|

Entrée1  mieritreritra
Radical  2 eritreritra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao.
5 Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy. [1.1]
Explications en anglais  6 to meditate. [1.2#139, 1.7]
7 to think, to cogitate. [1.2#139]
8 to weigh and ponder. [1.7]
Explications en français  9 méditer, réfléchir; songer. [1.8]
Exemples  10  mba nahay nisento lalina sy nieritreritra lavitra toa izany koa teo amin' ny voaloham-pitiavany ... [2.470]
11  Rahefa nieritreritra aho, dia hitako fa tokony ho marina izany. [2.471]
12  nieritreritra lalina momba iny fifampikasohanay tamin' I Bemanana raha iny aho taty aoriana. [2.472]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Synonymes  17 mieritra
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02